Isaia 14:2 MG1865

2 Dia haka azy ny firenena ka hanatitra azy hody; ary ny taranak'Isiraely hanana azy ho ankizilahiny sy ankizivaviny ao amin'ny tanin'i Jehovah; dia ho tonga mpamabo izay namabo azy izy; ary hampanompo izay nampahory azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 14

Jereo Isaia 14:2 amin'ny teny manodidina.