20 Mivembena dia mivenbena tahaka ny mamo ny tany ka mitsingevaheva toy ny fandriana mihantona; ary mitambesatra aminy ny fahadisoany, dia potraka izy ka tsy ho tafarina intsony.
Vakio ny toko manontolo Isaia 24
Jereo Isaia 24:20 amin'ny teny manodidina.