Isaia 25:2 MG1865

2 Fa efa nataonao tonga korontam-bato ny tanàna; Ny tanàna mimanda dia rava tokoa; Ny lapan'ny fahavalo dia nataonao tsy vanon-ko tanàna; Tsy hatsangana intsony mandrakizay iny;

Vakio ny toko manontolo Isaia 25

Jereo Isaia 25:2 amin'ny teny manodidina.