Isaia 26:21 MG1865

21 Fa, indro, Jehovah mivoaka avy amin'ny fitoerany hamaly ny mponina amin'ny tany noho ny helony; Ary ny tany hampiseho ny rà izay nofohiny ka tsy hanafina intsony izay novonoina teo aminy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 26

Jereo Isaia 26:21 amin'ny teny manodidina.