10 Fa Jehovah efa nampidina fanahy mahasondrian-tory ao aminareo, ary efa nakimpiny ny masonareo (dia ny mpaminany izany), ary efa nosaronany ny lohanareo (dia ny mpahita izany).
Vakio ny toko manontolo Isaia 29
Jereo Isaia 29:10 amin'ny teny manodidina.