11 Indro, ianao efa nandre izay nataon'ireo mpanjakan'i Asyria tamin'ny tany rehetra, dia ny nandravany azy; ka ianao kosa va no ho voavonjy?
Vakio ny toko manontolo Isaia 37
Jereo Isaia 37:11 amin'ny teny manodidina.