Isaia 50:10 MG1865

10 Iza aminareo no matahotra an'i Jehovah ka mihaino ny feon'ny Mpanompony? Na iza na iza mandeha amin'ny maizina ka tsy manana fahazavana, aoka izy hatoky ny anaran'i Jehovah sy hiankina amin'Andriamaniny.

Vakio ny toko manontolo Isaia 50

Jereo Isaia 50:10 amin'ny teny manodidina.