Isaia 52:4 MG1865

4 Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tany Egypta no nidinan'ny oloko tamin'ny voalohany mba hivahiny tany; Ary ny Asyriana koa nampahory azy tsy ahoan-tsy ahoana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 52

Jereo Isaia 52:4 amin'ny teny manodidina.