Isaia 55:12 MG1865

12 Fa amin'ny fifaliana no hivoahanareo, ary amin'ny fiadanana no hitondrana anareo; ny tendrombohitra sy ny havoana hahavelona hoby eo alohanareo, ary ny hazo rehetra any an-tsaha hitehatanana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 55

Jereo Isaia 55:12 amin'ny teny manodidina.