Isaia 6:3 MG1865

3 Ary nanandratra ny feony izy ka nifamaly hoe: Masina, masina, masina Jehovah, Tompon'ny maro; Henika ny voninahiny ny tany rehetra.

Vakio ny toko manontolo Isaia 6

Jereo Isaia 6:3 amin'ny teny manodidina.