Isaia 60:18 MG1865

18 Ny fampahoriana tsy ho re eo amin'ny taninao intsony, na ny fandravana sy ny fandringanana ao anatin'ny fari-taninao; ny mandanao dia hataonao hoe Famonjena, ary ny vavahadinao hataonao hoe Fiderana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:18 amin'ny teny manodidina.