Isaia 62:4 MG1865

4 Hianao tsy hatao intsony hoe nafoy, ary ny taninao tsy hatao intsony hoe Lao fa ianao hatao hoe Ilay sitrako, ary ny taninao hatao hoe Vady ampakarina; Fa sitrak'i Jehovah ianao, ary ny taninao hampanambadina.

Vakio ny toko manontolo Isaia 62

Jereo Isaia 62:4 amin'ny teny manodidina.