Isaia 65:13 MG1865

13 Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, ny mpanompoko hihinana, fa ianareo kosa ho mosarena; Indro, ny mpanompoko hisotro, fa ianareo kosa ho main-tenda; indro, ny mpanompoko hifaly, fa ianareo kosa ho menatra;

Vakio ny toko manontolo Isaia 65

Jereo Isaia 65:13 amin'ny teny manodidina.