Jeremia 37:14 MG1865

14 Fa hoy Jeremia: Lainga izany. Tsy miray tetika amin'ny Kaldeana aho. Nefa tsy nino azy ireo, ka dia nosamborin'i Jiria ihany Jeremia ary nentiny ho ao amin'ny mpanapaka.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 37

Jereo Jeremia 37:14 amin'ny teny manodidina.