Josoa 11:3 MG1865

3 dia tamin'ny Kananita any atsinanana sy any andrefana, ary tamin'ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita ary ny Jebosita tany amin'ny tany havoana, ary tamin'ny Hivita tany am-bodin'i Hermona, tany amin'ny tany Mizpa.

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:3 amin'ny teny manodidina.