Josoa 13:27 MG1865

27 ary teo amin'ny lohasaha Beti-harama sy Beti-nimra sy Sokota sy Zafona ary ny sisa tamin'ny fanjakan'i Sihona, mpanjakan'i Hesbona, sy ny amoron'i Jordana hatramin'ny amoron'ny Ranomasina Kinereta an-dafy atsinanan'i Jordana.

Vakio ny toko manontolo Josoa 13

Jereo Josoa 13:27 amin'ny teny manodidina.