Josoa 22:8 MG1865

8 ka nilazany hoe: Modia ho any amin'ny lainareo avy ianareo, mitondra harena be sy omby aman'ondry be indrindra sy volafotsy sy volamena sy varahina sy vy ary fitafiana be dia be; ary iombony amin'ny rahalahinareo ny babo azo tamin'ny fahavalonareo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:8 amin'ny teny manodidina.