Levitikosy 20:15 MG1865

15 Ary raha misy lehilahy mandry amin'ny biby, dia hatao maty tokoa izy; ary ilay biby dia hovonoinareo koa.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 20

Jereo Levitikosy 20:15 amin'ny teny manodidina.