Levitikosy 23:22 MG1865

22 Ary raha mijinja ny vokatry ny tanimbarinareo ianareo, dia aza jinjana avokoa ny eny an-tsisiny, ary aza tsimponina izay latsaka avy amin'ny vokatrao, fa avelao ho an'ny malahelo sy ny vahiny izany: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:22 amin'ny teny manodidina.