Levitikosy 6:9 MG1865

9 Ary izay sisa amin'ireny dia hohanin'i Arona sy ireo zanany, koa hataony mofo tsy misy masirasira, ary eo amin'izay fitoerana masina anankiray no hihinanany azy, dia eo anatin'ny kianjan'ny trano-lay fihaonana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 6

Jereo Levitikosy 6:9 amin'ny teny manodidina.