Mpitoriteny 7:25 MG1865

25 Nitodika aho, ka nampiasaiko ny foko hahalala sy handinika ary hitady fahendrena sy izay anton-javatra ary hahafantatra ny faharatsiana ho fahadalana, ary ny fahadalana ho fahaverezan-tsaina;

Vakio ny toko manontolo Mpitoriteny 7

Jereo Mpitoriteny 7:25 amin'ny teny manodidina.