Mpitsara 11:13 MG1865

13 Dia hoy ny mpanjakan'ny taranak'i Amona tamin'ny irak'i Jefta: Satria nalain'ny Isiraely ny taniko hatrany Arnona ka hatrany Jaboka ary hatrany Jordana, fony niakatra avy tany Egypta izy; koa avereno amin'ny fihavanana ary izany ankehitriny.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 11

Jereo Mpitsara 11:13 amin'ny teny manodidina.