Mpitsara 11:36 MG1865

36 Fa hoy ny zananivavy taminy: Ry dada ô, raha niloa-bava tamin'i Jehovah ary ianao, dia ataovy amiko araka izay naloaky ny vavanao, satria Jehovah efa namaly ny taranak'i Amona fahavalonao ho anao.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 11

Jereo Mpitsara 11:36 amin'ny teny manodidina.