Mpitsara 11:8 MG1865

8 Dia hoy ny loholon'i Gileada tamin'i Jefta: Izany no iverenanay atỳ aminao ankehitriny, mba handehananao miaraka aminay, sy hiadianao amin'ny taranak'i Amona, ka dia ho lohany aminay mponina rehetra any Gileada ianao.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 11

Jereo Mpitsara 11:8 amin'ny teny manodidina.