Mpitsara 15:13 MG1865

13 Dia niteny taminy izy ireo ka nanao hoe: Tsia; fa hamatotra anao fotsiny ihany izahay ka hanolotra anao eo an-tànany; fa tsy hamono anao tsy akory izahay. Dia namatotra azy tamin'ny mahazaka roa vaovao izy ka nitondra azy niala tamin'ilay harambato.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 15

Jereo Mpitsara 15:13 amin'ny teny manodidina.