7 Ary hoy Samsona taminy: Raha manao tahaka izany ianareo, dia mbola hamaly anareo tokoa aho, koa rehefa afaka izany, vao hitsahatra aho.
Vakio ny toko manontolo Mpitsara 15
Jereo Mpitsara 15:7 amin'ny teny manodidina.