Mpitsara 17:9 MG1865

9 Ary hoy Mika taminy: Avy aiza moa ianao? Dia hoy kosa izy taminy: Levita avy any Betlehema-joda aho ka mandeha hivahiny eny amin'izay azoko hitoerana.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 17

Jereo Mpitsara 17:9 amin'ny teny manodidina.