Mpitsara 18:21 MG1865

21 Dia nihodina izy ireo ka lasa nandeha; ary ny zaza amim-behivavy sy ny omby aman'ondry mbamin'ny entany tsara dia nataony teo alohany.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 18

Jereo Mpitsara 18:21 amin'ny teny manodidina.