Mpitsara 9:15 MG1865

15 Fa hoy ny tsilo tamin'ny hazo: Raha hohosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia ianareo ka mialofa ato amin'ny alokaloko; fa raha tsy izany, aoka hisy afo hivoaka avy amin'ny tsilo ka handevona ny sederan'i Libanona.

Vakio ny toko manontolo Mpitsara 9

Jereo Mpitsara 9:15 amin'ny teny manodidina.