3 Raha misy lehilahy mivoady amin'i Jehovah, na mianiana hamehy ny fanahiny hifady, dia tsy hitsoa-teny izy; araka izay rehetra naloaky ny vavany no hataony.
Vakio ny toko manontolo Nomery 30
Jereo Nomery 30:3 amin'ny teny manodidina.