6 Fa raha nandrara azy rainy tamin'ny andro nandrenesany, dia afaka ny voadiny, na izay famehezana namehezany ny fanahiny; ary Jehovah hamela ny helony, satria nandrara azy rainy.
Vakio ny toko manontolo Nomery 30
Jereo Nomery 30:6 amin'ny teny manodidina.