37 Ireo no nalamina tamin'ny fokon'ny Kehatita, dia izay rehetra manao fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana, izay nalamin'i Mosesy sy Arona araka ny didin'i Jehovah nampitondrainy an'i Mosesy.
Vakio ny toko manontolo Nomery 4
Jereo Nomery 4:37 amin'ny teny manodidina.