Salamo 106:9 MG1865

9 Dia noteneniny mafy ny Ranomasina Mena, ka tonga maina iny; Ary nitondra azy nita ny rano lalina tahaka ny efitra Izy,

Vakio ny toko manontolo Salamo 106

Jereo Salamo 106:9 amin'ny teny manodidina.