24 Fa tsy manao tsinontsinona na marikorikon'ny fahorian'ny ory Izy, ary tsy mba manafina ny tavany aminy; fa raha mitaraina aminy ireny, dia mihaino Izy.
Vakio ny toko manontolo Salamo 22
Jereo Salamo 22:24 amin'ny teny manodidina.