3 Kanefa aoka ho fantatrareo fa efa navahan'i Jehovah ho Azy ny tsara fanahy; Jehovah hihaino, raha miantso Azy aho.
Vakio ny toko manontolo Salamo 4
Jereo Salamo 4:3 amin'ny teny manodidina.