Salamo 59:17 MG1865

17 Ry Heriko ô, Hianao no hankalazaiko; fa Andriamanitra no fiarovana avo ho ahy, dia Andriamanitra Izay mamindra fo amiko.

Vakio ny toko manontolo Salamo 59

Jereo Salamo 59:17 amin'ny teny manodidina.