Salamo 88:12 MG1865

12 Ho fantatra ao amin'ny maizina va ny fahagagana ataonao, Ary ny fahamarinanao ao amin'ny tany fanadinoana?

Vakio ny toko manontolo Salamo 88

Jereo Salamo 88:12 amin'ny teny manodidina.