Salamo 89:42 MG1865

42 Efa nampisandratra ny tanana ankavanan'ny rafilahiny Hianao Ary efa nampifaly ny fahavalony rehetra.

Vakio ny toko manontolo Salamo 89

Jereo Salamo 89:42 amin'ny teny manodidina.