1 Korintiana 14:25 MG1865

25 ka dia miseho ny zavatra takona ao am-pony, dia hiankohoka izy ka hivavaka amin'Andriamanitra sady hilaza fa Andriamanitra dia ao aminareo marina tokoa.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 14

Jereo 1 Korintiana 14:25 amin'ny teny manodidina.