1 Korintiana 15:17 MG1865

17 ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny finoanareo; ary mbola ao amin'ny fahotanareo ihany ianareo;

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:17 amin'ny teny manodidina.