1 Tesaloniana 4:1 MG1865

1 Ary farany, ry rahalahy, mangataka aminareo sy mananatra anareo ao amin'i Jesosy Tompo izahay, mba ho araka ny nandraisanareo taminay izay mety handehananareo sy hanaovanareo ny sitrapon'Andriamanitra - dia araka ny andehananareo ihany - no hitomboanareo bebe kokoa.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 4

Jereo 1 Tesaloniana 4:1 amin'ny teny manodidina.