Apokalypsy 15:3 MG1865

3 Ary mihira ny fihiran'i Mosesy, mpanompon'Andriamanitra, sy ny fihiran'ny Zanak'ondry izy manao hoe: Lehibe sy mahatalanjona ny asanao, Tompo Ô, Andriamanitra Tsitoha; Mahitsy sy marina ny lalanao, Ry Mpanjaka mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 15

Jereo Apokalypsy 15:3 amin'ny teny manodidina.