Apokalypsy 16:14 MG1865

14 Fa fanahin'ny demonia ireo ka manao famantarana sady mankany amin'ny mpanjaka amin'izao tontolo izao, mba hanangona ary ho amin'ny adin'ilay andro lehiben'Andriamanitra Tsitoha.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 16

Jereo Apokalypsy 16:14 amin'ny teny manodidina.