Apokalypsy 18:20 MG1865

20 Mifalia noho izay zavatra nanjo azy ianao. ry lanitra, sy ianareo olona masina sy ianareo Apostoly, ary ianareo mpaminany; fa Andriamanitra efa nitsara azy ka namaly azy noho ny taminareo.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 18

Jereo Apokalypsy 18:20 amin'ny teny manodidina.