Apokalypsy 21:6 MG1865

6 Ary hoy koa Izy tamiko: Tanteraka ireo. Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. Izaho hanome maimaimpoana amin'ny loharanon'ny ranon'aina ho an'izay mangetaheta.

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 21

Jereo Apokalypsy 21:6 amin'ny teny manodidina.