Apokalypsy 5:9 MG1865

9 Ary nihira fihiram-baovao izy ka nanao hoe: Hianao no miendrika haka ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny; Fa voavono Hianao, Ary ny rànao no nanavotanao ho an'Andriamanitra olona avy tamin'ny fokom-pirenena rehetra sy ny samy hafa fiteny sy ny olona ary ny firenena rehetra;

Vakio ny toko manontolo Apokalypsy 5

Jereo Apokalypsy 5:9 amin'ny teny manodidina.