Hebreo 12:14 MG1865

14 Miezaha mitady fihavanana amin'ny olona rehetra ary fahamasinana; fa izay. tsy manam-pahamasinana dia tsy hahita ny Tompo.

Vakio ny toko manontolo Hebreo 12

Jereo Hebreo 12:14 amin'ny teny manodidina.