Hebreo 12:26 MG1865

26 Izay nampihorohoro ny tany fahiny tamin'ny feony; fa ankehitriny Izy efa nanao teny fikasana hoe: "Indray maka koa tsy ny tany ihany no hampihorohoroiko, fa ny lanitra koa" (Hag. 2.6).

Vakio ny toko manontolo Hebreo 12

Jereo Hebreo 12:26 amin'ny teny manodidina.