Jaona 12:34 MG1865

34 Dia namaly Azy ny vahoaka ka nanao hoe: Efa renay tamin'ny lalàna fa Kristy haharitra mandrakizay; koa ahoana no ilazanao hoe: Tsy maintsy hasandratra ny Zanak'olona? Iza moa izany Zanak'olona izany?

Vakio ny toko manontolo Jaona 12

Jereo Jaona 12:34 amin'ny teny manodidina.