Jaona 13:33 MG1865

33 Anaka, vetivety foana no sisa hitoerako eto aminareo. Hitady Ahy ianareo, ary araka ny voalazako tamin'ny Jiosy hoe: Izay alehako tsy azonareo haleha, dia toy izany koa no lazaiko aminareo ankehitriny.

Vakio ny toko manontolo Jaona 13

Jereo Jaona 13:33 amin'ny teny manodidina.